Entrée | 1 fitampifiana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fisisihana miery eo anila, fisisihana ho eo anila noho ny fitadiavana fiarovana: Rehefa misy atahorany, ny zavatra voalohany ataon' ny zaza, dia ny fitampifiany amin' ny reniny Fiankinana, fipetahana mifanoroka amin' ny...: Tsy mahasalama ny fitampifian' ny tranon' akoho amin' ny trano lehibe |
Radical | 4 tampify |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |