|
|
|
|

Entrée1  fitambatambazana
Radical  2  tambitamby
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  fanaovana izay hijerenan'ny olona ny tena, izay hahazoan'ny tena sitraka avy amin'ny hafa. [1.1]
5  [f-i-tambitambi-az-ana > f-i-tambatambàzana] fanaovana an' izay hampalefaka sy sainy sy fon' nyolona tiana hahazoana sitraka [1.62]
Explications en français  6  l'action de se faire caresser, le motif [1.3#659]

Mis à jour le 2023/01/23