Entrée fitalapetrahana (talapetraka (petraka))
Partie du discours nom
Explications en malgache Fipetrahana atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry eo anoloana ny tongotra; fipetrahan'ny tongotra mifanaingina eo anoloana. [1.1]
Explications en français L'action de s'assoir en croisant les jambes, la cause, le lieu [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20