|
|
|
|

Entrée1  fitakiana
Radical  2  taky
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fakana amin'ny fomba hentitra amin'olona ny zavatry ny tena any aminy (na vola notrosainy izany na zavatra nindraminy): Fitakiana trosa.
Fakana amin'ny fomba hentitra zavatra tsy maintsy aleany: Fitakiana hetra.
Citations  5  Textes citant fitakiana

Anagrammes  6 

Mis à jour le 2025/01/21