Entrée | 1 fitaika |
Radical | 2 taika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Toetran'ny zavatra mitaika na mipatraka, milatsaka mahalankalana: Ny fitaikan'ny patrakala. Filatsahan'ny rano mahalankalana: Ny fitaikan'ny orana no nahatonga anay nandeha fa mbola mamy tokoa ny resaka. |
Anagrammes | 5 |
Mis à jour le 2025/01/21 |