|
|
|
|

Entrée1  fitahontahona
Radical  2  tahontahona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomban'ny olona mitahontahona, na midrahodraho, mitaraikiraiky
5  Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahony no nanalan'ny mpampiasa azy. [1.1]
Synonymes  6  fitahontahonana

Mis à jour le 2023/01/05