Entrée | 1 fitafitafy |
Radical | 2 tafitafy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Toetran'ny varavarana nitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany ny resakareo, na dia tsy nihevitra ny hihaino aza aho, noho ny fitafitafin'ny varavarana. |
Mis à jour le 2024/12/11 |