Entrée fitadidy (tadidy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina mitadidy na mahatsiaro: Asiana vono kely ny lambany: izany no fitadidin'ny Ntaolo ny hafatra izay natahorany sao hadino. [1.1]
Explications en français Manière de se souvenir [1.3]
Exemples Aza fady, ry Ketaka, hoy izy fa misy olona tsy misy hafa tare hy aminao izao indriridra tamin' ny andron' ny nahatanora ahy, ka mba iza moa no anaranao hataoko fitadidy. [2.895]

Entrée fitadidy (tadidy)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsara hotadidina: Vanin'andro fitadidy ny andro androany ka soraty ao amin'ny diary. [1.1]

Mis à jour le 2022/03/22