|
|
|
|

Entrée1  fisosososoana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandrosoana sahisahy tsy am-pihambahambana, tsy miahotrahotra na misalasala: Tsy voatanan-dreniny Ikoto ka lasa tery anoloan'ny olona tery; tsy nisy tezitra na sasatra anefa nahita ny fisosososoany tery akaikin'ny mpandraharaha fa gaga sy homeny fotsiny.
Fijolonjoloana tsy mahalala menatra: Lasa fanoherana ny fisosososoan'ny vinanto ao an-trano nefa ny rafozany eo am-pifosana azy indrindra.
Radical  4  sosososo

Mis à jour le 2024/12/11