|
|
|
|

Entrée1  fisosona
Radical  2  sosona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran'ny zavatra misosona, izany hoe misy sosona, na zavatra manampy avy ao anatiny: Hafahafa ny fisoson'ny nifin'ity zaza ity.

Mis à jour le 2024/12/11