|
|
|
|

Entrée1  fisosohana
Radical  2  sosona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fananana sosoka na fanampiana lamba rovitra na marambato mba hitovy tantana: Hampihena betsaka ny vidiny ny fisosohan'itỳ palitao itỳ
Fankanesana ho eo amin'ny toeran'olon-kafa iray: Tsy nahateny ny olona nahita ny fisosohan'ilay vahiny tsy fantatra teo amin'ny toeran' ny filoha
Fisalovanana eo anoloana: Mahasosotra ahy ny fisosohanao eo anoloako
Fitsabahana amin'ny raharahan'ny sasany: Tsy ilaiko akory ny fisosohanao amin' ny raharahako

Mis à jour le 2024/12/07