Entrée | 1 fisompiranana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy fahitsiana tsara, fiolahana, tsy fandehanana mahitsy rehefa mandeha, tsy fivantanana: Fisompiranana tany ambadiky ny trano no nahazoana ilay mpangalatra Fihilanana, fitongilanana: Fisompiranana no hahazoana miditra ao anatin' io zohy io |
Explications en français |
4 [1.13] obliquité |
Radical | 5 sompirana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |