|
|
|
|

Entrée1  fisompiranana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tsy fahitsiana tsara, fiolahana, tsy fandehanana mahitsy rehefa mandeha, tsy fivantanana: Fisompiranana tany ambadiky ny trano no nahazoana ilay mpangalatra
Fihilanana, fitongilanana: Fisompiranana no hahazoana miditra ao anatin' io zohy io
Explications en français  4  [1.13] obliquité
Radical  5  sompirana

Mis à jour le 2024/12/11