|
|
|
|

Entrée1  fisomidika
Radical  2  somidika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin' ny rano: Jereo ny fisomidik' itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin' io sao dia marary kibo [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05