Entrée | 1 fisomedika |
Radical | 2 somedika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Toetran'ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin'ny rano: Jereo ny fisomidik'itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin'io sao dia marary kibo. [1.1] |
Mis à jour le 2023/01/05 |