Entrée | 1 fisolotihana |
Radical | 2 solotika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fahalotoana mitsaporetika, fisiana tsikoko miaraka amin'ny menaka: Ny fisolotihan'ity zaza ity no tsy andraisan'ny mpampianatra azy hiditra hianatra. [1.1] |
Mis à jour le 2023/01/05 |