|
|
|
|

Entrée1  fisolafahana
Radical  2  solafaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fibolisarana: Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany.
5  Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana: Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanany iniana akory. [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31