|
|
|
|

Entrée1  fisiviana
Radical  2  sivy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fizarana ho tokony sivy: Tsy neken'izy valo mianadahy ny fisiviana ny lova satria, hono, efa maty ny fahasivy aminy izay tsy niteraka.
Explications en français  5  [1.3] le partage en neuf parties

Mis à jour le 2024/12/11