Entrée | 1 fisiontsiona (siontsiona) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Fomban'ny olona misiontsiona, mivezivezy atsy sy ary, mihataka somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina. [1.1] |
Anagrammes | 4 fisiontsiona, fisointsoina |
Mis à jour le 2023/01/05 |