|
|
|
|

Entrée1  fisingorana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby.
Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona.
Radical  4  singotra

Mis à jour le 2024/12/11