Entrée | 1 fisidinana |
Radical | 2 sidina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fiakarana eny amin'ny habakabaka: Nampihorika ny vahoaka ny fisidinan'ny aeroplanina teo ambonin'ny tanàna. Fandehanana haingana mitsoriaka: Loto nihazakazaka any atsimon-trano any ilay mpangalatra: tsy tra-maso ny fisidinany teo. Fisondrotana ambony amin'ny fahaizana, voninahitra, harena...: Tsy mby tsy gaga amin'ny fisidinan-drakoto tamin'ny harena tato anatin'ny herintaona. |
Mis à jour le 2024/12/26 |