Entrée | 1 fisaroroana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan' ny namany izy ka lasa niara-dratsy aminy Fodiana adala, famonoana vorona, fandavoana sorera: Ny hafa kokoa angaha, ry Isambilo, fa izaho tsy azon' ise amin' ny fisaroroana na oviana |
Radical | 4 saroro |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |