|
|
|
|

Entrée1  fisarangotra
Radical  2  sarangotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba entina misarangotra, na mamikitra mafy amin-javatra na amin' olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy [1.1]

Anagrammes  5  fisarangotra, fisarongatra

Mis à jour le 2023/01/05