|
|
|
|

Entrée1  fisarangotana
Radical  2  sarangotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Tsy hay lazaina, hono, ny fisarangotan' ny olona maty andrano amin' ilay olona mamonjy azy [1.1]

Anagrammes  5  fisarangotana, fisarongatana

Mis à jour le 2023/01/05