Entrée | 1 fisantarana (santatra) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Fanaovana na fampiasana na fihinanana zavatra voalohany: Amin' ny alahady no fisantaran' Isambilo ilay akanjo kompile vao nozairina [1.1] |
Anagrammes | 4 fanasitrana, fanatsirana, fisantarana, fisatranana |
Mis à jour le 2023/01/05 |