|
|
|
|

Entrée1  fisangodinana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fihodinkodinana eo an-toerana ihany: Tsy re mihitsy ny fisongodinan' ity tandrimo
Fivezivezéna, fivoivoizana
Radical  4  sangodina
Analogues  5  fisakodinana

Anagrammes  6  fisangodinana, fisongadinana

Mis à jour le 2025/01/21