|
|
|
|

Entrée1  fisandratana
Radical  2  sandratra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka
5  Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona [1.1]
Synonymes  6  fisandratra
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot fisandratana

Mis à jour le 2023/01/05