|
|
|
|

Entrée1  fisanasanana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fisokafana tanteraka (vava) fitanatanana toy ny hanaikitra: Ny fisanasanan' ny vavan' ilay alika ihany dia nahatonga ahy handositra nanao tongotra an-katoka
Radical  4  sanasana

Mis à jour le 2024/12/11