|
|
|
|

Entrée1  fisamboritana
Radical  2  samboritra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fisikinana lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan' ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga
Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr' izy mianaka kely nandehandeha eran' ny tanàna
Synonymes  5  fisamboritra

Mis à jour le 2023/01/05