Entrée | 1 fisamahana |
Radical | 2 samaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fivakiana misaraka roa: Mora tapahina io hazo io noho ny fisamahany Fisahanana (raharaha maro): Tsy misy fotoana hipetrahany mihitsy noho ny fisamahany manao an' itsy manao an' iroa |
Anagrammes | 5 |
Mis à jour le 2025/01/21 |