Entrée | 1 fisalovanana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fipetrahana na fankanesana eo anoloan' ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan' ny olona na fanapahana ny teniny; fitsofohana na fitsabahana amin' ny raharahan' ny sasany |
Radical | 4 salovana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |