Entrée | 1 firesahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra Fifanakalozana hevitra: Tsy nisy firesahana akory dia nanapaka izy Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamin-dRabe no nahasosotra an-dRakoto |
Explications en français |
4 [1.3] l’action de causer |
Exemples |
5 [2.4] Sambasamba tamin' izay mba tsy nisy fisavana kahie sy firesahana fianarana. 6 [2.472] Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. |
Radical | 7 resaka |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot firesahana |
Anagrammes | 9 firesahana, harafesina, hirafesana |
Mis à jour le 2025/03/22 |
![]() |