|
|
|
|

Entrée1  firaharahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fikarakarana: Firaharahanany fanambadian' ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao
Fiheverana, fieritreretana: Mahagaga ny tsy firaharahan' ny tanora sasany ny hoaviny
Fiahiana, fikanonkanonana: Ny firaharahana tokantrano ve dia an' ny vehivavy irery
Explications en français  4  [1.3] l'occupation, le soin, la délibération
Exemples  5  [2.69#] dia andro tsy firaharahana ny amin' izany, satria mbola miongy.
6  [1.369#] Inona ny dikan' ny asan' ny Quart Monde raha toa ka ny tsy firaharahana ny mahantra no ho sandany?
Vocabulaire  7  Philosophie
Radical  8  raharaha
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11