|
|
|
|

Entrée1  fipitrapitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomban' ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay: Omeo azy re iny mofomamy iny fa efa dia tsy anerany loatra ny fipitrapitran' ny masony
Radical  4  pitrapitra

Anagrammes  5  fipatripatry, fipitrapitra

Mis à jour le 2025/01/21