|
|
|
|

Entrée1  fipepo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mipepo, izany hoe misy lempona; Tsy dia lehibe loatra akory ny fipepon' ny fiarakodianao
Toetran' ny olona mipepo, izany hoe matahotra ka mikemo, mitakemotra
Radical  4  pepo

Mis à jour le 2024/12/11