Entrée | 1 fiompy |
Radical | 2 ompy |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby 5 Ompiana matetika: Biby fiompy [1.1] |
Explications en français |
6 Ce qu’on élève, ce qu’on soigne, la manière de soigner [1.3#465] |
Exemples |
7 Mila misotro rano madio ny biby fiompy. [2.117#] 8 Fa indrindra, misy tsenan' omby any, ka ahafahan'ny olona mivarotra na mividy io biby fiompy io. [2.606#] |
Vocabulaire |
9 Economie: élevage |
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 fiompy, mpifoy, mpiofy |
Mis à jour le 2023/02/07 |