|
|
|
|

Entrée1  fiofoana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fiovana volo, loko: Tsy tiako ny fiofoan' itỳ lamba itỳ
Fiovana hoditra amam-bika: Ny fiofoan' ny samoina ho lolo
Explications en français  4  [1.13] décoloration
Radical  5  ofo

Anagrammes  6  fiofoana, ifofoana

Mis à jour le 2025/01/21