Entrée | 1 filôzôfia |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza 4 Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy [1.1] |
Explications en anglais |
5 philosophy [3.1] |
Explications en français |
6 philosophie [1.13] |
Exemples |
7 Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa? [2.285] |
Vocabulaire |
8 Philosophie |
Mots composés |
|
Titres | 12 Filozofia Malagasy (Rahajarizafy Antoine de Padoue) |
Mis à jour le 2024/04/14 |