Entrée | 1 filerana |
Radical | 2 lerana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano 5 Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy [1.1] |
Anagrammes | 6 fanelirà, filerana |
Mis à jour le 2023/01/05 |