|
|
|
|

Entrée1  filelalela
Radical  2  lelalela
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina milelalela, izany hoe miantaoantso mafy: Mankarenin-tsofina ny filelalelan'ireo ankizy ireo ka roahy any
Toetran'ny afo miredareda be: Nahatsiravina ny filelaielan'ny afo tamin'ilay hain-trano
Toetran 'ny ambavafo marary ka maimay toy ny mirehitra mihitsy: Marary ny ambavafoko ka tsy tohako ny filelalelany

Mis à jour le 2024/12/11