|
|
|
|

Entrée1  filatsahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry
Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina
Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila
Radical  4  latsaka

Mis à jour le 2024/12/11