|
|
|
|

Entrée1  fikezahana
Radical  2  kezaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanaovana araka izay azo atao, fanaovana izay tratry ny aina: Tsy ampy fikezahana ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana [1.1]

Anagrammes  5  fikezahana, hifanezaka

Mis à jour le 2023/01/05