Entrée | 1 fikenonkenona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba entina mikenonkenona, fomban' ny olona mikenonkenona, izany hoe mikarakara ny raharaha maro madinidinika ao an-tokantrano |
Radical | 4 kenonkenona |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |