|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fikasihana (kasika)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana [1.1]
Exemples  4  Mifindra amin'ny alalan'ny fikasihana ilay hoditra voany na akanjo na lambam-pandriana izany. [2.424#]
Mots composés 

Entrée (2/2)6  fikasihana (kasika)
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [1.1]
Explications en français  9  Fer à souder, archet de violon [1.3#169]
Synonymes  10  fikasihandokanga#mg.n

Anagrammes  11  fikasihana, fikisahana

Mis à jour le 2024/02/02