Entrée (1/2) | 1 fikasihana |
Radical | 2 kasika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana |
Exemples |
5 Mifindra amin'ny alalan'ny fikasihana ilay hoditra voany na akanjo na lambam-pandriana izany. [2.424#] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 8 fikasihana |
Radical | 9 kasika |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.1] Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga |
Explications en français |
12 [1.3#169] Fer à souder, archet de violon |
Synonymes | 13 fikasihandokanga |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |