Entrée | fikarepoka (karepoka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra mikarepoka, izany hoe mamoaka feo manokana rehefa tsakoina: Mora fantatra ny fikarepoky ny voanjo ao am-bava Fomba entina mikarepoka, izany hoe mihinana zavatra izay mikepokepoka na mikaraoka ao am-bava: Toy izao ny fikarepoky ny saka ny taolan' ny akoho [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |