|
|
|
|

Entrée1  fikarepoka
Radical  2  karepoka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny zavatra mikarepoka, izany hoe mamoaka feo manokana rehefa tsakoina: Mora fantatra ny fikarepoky ny voanjo ao am-bava
5  Fomba entina mikarepoka, izany hoe mihinana zavatra izay mikepokepoka na mikaraoka ao am-bava: Toy izao ny fikarepoky ny saka ny taolan' ny akoho [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20