|
|
|
|

Entrée1  fijinjana
Radical  2  jinja
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanapahana ny tahom-bary amin' ny antsim-bary; fandringanana, fandripahana, fiotazana, fandraisana ny vokatra
Explications en français  5  [1.3#296] l'action de moissonner, de couper, la saison, l'instrument
Exemples  6  Akaiky dia ho vony vary, manatona ny fijinjana ka mihorakoraka eny ry zareo mpiandry fody. [1.228#]
7  Raha ny fifindra-monina eo an-toerana ihany kosa dia nihanihena tsikelikely ny mpiasa madinika nampanaovina fijinjana sy fiotazana. [1.369#]
Mots composés 
Article  9  Randzavola: fijinjana ao amin' ny Baiboly (=> asa)

Mis à jour le 2024/12/11