|
|
|
|

Entrée 1  fijerena
Radical  2 jery
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en malgache  6 Fanopazana ny maso amin javatra na olona mba handinihana azy: Avy ety ambony havoana ety no fijerena ny tanàna...
7 Zavatra enti-mijery
8 Fandinihana, fitsapana, fizahana: ato no fijerena ny marary
9 Fangorahana: Fijerena ny kamboty sy ny mahantra [1.1]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21