|
|
|
|

Entrée1  fihomboana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Firaiketana amin' ny..., fifantsihana amin' ny...: Ny fihomboan' i Kristy teo amin' ny hozofijaliana
Fihamafisan' ny aretina: Ny fihomboan' ny aretiny no nitondran' ny havany azy tany amin' ny hopitaly
Explications en français  4  [1.13] aggravation
Radical  5  hombo

Mis à jour le 2024/12/11